Ny mampiavaka ny orinasa TIAVA
Ny mampiavaka ny orinasa TIAVA dia mikatsaka mandrakariva ny kalitao (Qualité), ny fitandrovana ny Aroloza (Sécurité) ary ny fanajana ny Tontolo iainana (Environnement). Izany Système Intégré apetraky ny ny orinasa TIAVA izany dia iarahany amin'ny sekoly HKM (by KiS Madagascar)
- Read more about Ny mampiavaka ny orinasa TIAVA
- Log in to post comments